Entry | 1 mandry fahalemana |
Elementary words | 2 mandry, fahalemana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 milamina tsy misy fikorontanana [1.1] |
Examples |
5 Mandry fahalemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna [1.1#406] |
Synonyms | 6 mandry feizay |
Updated on 2023/02/11 |